Ny antenimiera

123456
Across
  1. 3. Andro faharetan'ny fotoam-pivoriana eny amin'ny antenimiera
  2. 4. Lalàna volavolain'ny antenimiera
  3. 5. Ireo mitovy firehana politika no mandrafitra azy
  4. 6. Miisa fito izy ireo ao amin'ny antenimierandoholona
Down
  1. 1. Voafidim-bahoaka mivantana amin'ny latsa-baton'ny maroanisa mandritra ny 5 taona
  2. 2. Rantsa-mangaikan'ny fitantanana ny antenimiera misahana ny asa parlemantera sy ny fitondradraharaha