Across
- 2. Vahoakan'Andriamanitra
- 4. nahita fitia teo imason'ny olona
- 5. zanak'I Hamedota Agagita
- 6. toerana nonenan'i Estera sy Mordekay
- 7. boky ao amin'ny Baiboly ihany no tsisy ny anaran'Andriamanitra
- 9. Dadatoan'i Estera izay nitaiza azy
- 10. mpanjakavavy izay nandà ny tenin'ny mpanjaka
Down
- 1. faharetan'ny fanasan'ny mpanjaka
- 3. nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia
- 8. mpifehy ny vehivavy izay nanampy an'i Estera
