Mpaminany

12345678910111213
Across
  1. 2. Nikasa hitsoaka tany Tarsisy hiala ny tavan'i Jehovah
  2. 4. Naminany ny hivoahan'i Jesoa Kristy avy ao Betlehema Efrata
  3. 5. Mpiandry ondry tany Tekoa
  4. 6. Ilay notehenan'ny Serafima vainafo ny vavany
  5. 7. Atao koa hoe Mampionona. Naminany ny loza hanjo an'i Ninive
  6. 8. Ilay nahita fahitana valo
  7. 10. Namporisika ny hananganana indray ny tempoly rehefa kivy avy any amin'ny fahababoana ny Israely
  8. 12. Nofahan'ny Tompo horonan-taratasy
  9. 13. Nasain'i Jéhovah nanambady vehivavy janga
Down
  1. 1. Nitaraina tamin'Andriamanitra noho ny fahoriana sy fahotan'Israely
  2. 3. Naminany ny hamelezana ny taranak'i Esao
  3. 4. Naminany ny hiavian'i Elia indray,midika hoe "Ny irako" ny anarany
  4. 8. Taranak'i Ezekieala, naminany ny fitsarana ny firenena rehetra
  5. 9. Efa nohamasinin'ny Tompo ho Mpaminany na tsy mbola tao an-kibo akory
  6. 11. Niantsoana an'i Daniela