Across
- 3. Andro faharetan'ny fotoam-pivoriana eny amin'ny antenimiera
- 4. Lalàna volavolain'ny antenimiera
- 5. Ireo mitovy firehana politika no mandrafitra azy
- 6. Miisa fito izy ireo ao amin'ny antenimierandoholona
Down
- 1. Voafidim-bahoaka mivantana amin'ny latsa-baton'ny maroanisa mandritra ny 5 taona
- 2. Rantsa-mangaikan'ny fitantanana ny antenimiera misahana ny asa parlemantera sy ny fitondradraharaha
